|
|
|
|

Entrée1  tahiry
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavatra sarobidy na vola angonina amin' ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny
Fitandremana na fitanana ainin' ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra
4  [1.13] fitsitsiana; ambim-bava
Explications en anglais  5  [1.7] something saved up
Explications en français  6  [1.8] ce qu'on économise, thésaurise
7  [1.13] économie; épargne, stock; mémoire
Exemples  8  Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony. [2.470]
9  Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly" [2.471]
Vocabulaire  10  Economie: finances, gestion
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot tahiry

Anagrammes  29 

Mis à jour le 2025/01/21