Entrée | 1 fitahirizana |
Radical | 2 tahiry |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en anglais |
4 [1.7][fitehiRIzana] the act of saving or keeping things, the place where things are saved or kept |
Explications en français |
5 [1.3] l'action de conserver, de garder, l'instrument, le lieu, le motif 6 [1.8][fitehiRIzana] action de conserver, de garder; endroit où l'on conserve les choses 7 [1.13] conservation, stockage |
Exemples |
8 fitahirizana fotsiny no an'ireo mpitahiry ireo. [2.298#83] 9 Izany hoe fitahirizana ny hafatra sy zavatra amam-pananana rehetra navelan' ny Razana. [2.285#] 10 Ireo fiadiana naseho tao amin'ilay trano fitahirizana ireo no tapin'ny namboariny tamin'izany. [2.944#] |
Autres orthographes | 11 fitehirizina |
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot fitahirizana |
Mis à jour le 2024/12/12 |