|
|
|
|

Entrée 1  fasana
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
Noms :
Explications en malgache  6 Lavaka na toerana namboarina handevenana ny maty. [1.1]
Explications en anglais  7 a grave, a tomb [1.2, 1.7]
Explications en français  8 tombeau, tombe [1.3, 1.8]
9 caveau, mausolée [1.3]
Exemples  10  Ilay fasako, fasako ihany
fa ny foko dia fasana koa!
Io no fasako ivelan'ny tany,
io no fasako iray, faharoa!
[1.275]
11  Ny fasana no fasana, ka ny raha naterina ao aminy. [2.245#70]
12  Dia nasainy novorina ny vahoaka ho any amin' ny fasana. [2.69#82]
Analogues  13  kibory
Combinaisons  14  7 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fasana
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot
Article  16 Randzavola: fasana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
17  18  19 
20  21  22 

Anagrammes  23 fanasa, fasana, 24 Safana

Mis à jour le 2026/04/21