|
|
|
|

Entrée (1/3)1  kibory
Radical  2  bory
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Ilazana izay zavatra boribory na mivongovongo
Explications en anglais  5  [1.7] any spherial object
Explications en français  6  [1.8] objet sphérique
Mots composés 

Entrée (2/3)11  kibory
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  [1.78] [Taisaka, Bezanozano, Tanosy] fasana
14  [1.78] [Tanala] fasana, trano na lava-bato fametrahana ny maty: miharaéna ny raha hitañiana ka an-kibory ñ'atao lalana (mitady izay hitomaniana ka eny am-pasana no atao lalana)
15  [1.1] Anaran' ny fasan' ny Antesaka, izay misy toa karazan-trano efa-joro lehibe ka hita mifanongoa eo ny razana. (Ny lehilahy dia mitandahatra amin' ny lafiny avaratra, ny vehivavy amin' ny lafiny atsimo, ka miantsinanan-doha avokoa izy rehetra; tsy mahazo miditra ny kibory ny olona rehetra tsy Antesaka, ny zaza tsy Antesaka na ny rainy na ny reniny, ny Antesaka nanao hadisoana lehibe ka efa nahataky ny foko fahavelony, ary ny lehilahy Antesaka tsy mifora)
16  [1.13] fasana lehibe
Explications en anglais  17  [1.7] [Provincial] a tomb
Explications en français  18  [1.8] [Provincial] tombeau
19  [1.13] tombeau
20  [1.196] dans tout le Sud, tombeau collectif d'un clan
Exemples  21  Rehefa tonga akaikin' ny kibory (fasana), dia indreny misy ray aman-dreny sasantsasany mialoha, lasa hanesotra ny varavaram-pasana. [2.436#]
Analogues  22  fasana

Entrée (3/3)23  kibory
Partie du discours  24  nom
Explications en français  25  [1.196] (de bory : rond). Nom du tout jeune fruit ou de l'ovaire infère fécondé après la chute du périanthe. [Merina]
Vocabulaire  26  Botanique
Mots composés 

Anagrammes  28 

Mis à jour le 2025/01/21