Index |
|
|
|
Proverbes : toaka
|
|
|
Proverbe 1 | Kamboty tia toaka: ny haren-dany, ny tena tsy misy mpananatra. [2.415 #1032, 2.653 #1230]
Kamboty tia toaka : tsy ny haren-dany ihany no very, fa ny tenany koa. [2.558 #1591]
|
Traduction française | Orphelin qui aime à boire du rhum : ses richesses sont épuisées et il n' y a personne pour le gourmander. [2.415 #1032]
|
Interprétation française | Se disait des ivrognes et débauchés. [2.415 #1032]
|
|
|
Proverbe 2 | Manjaka indray mahamasa-bary, toy ny leon' ny toaka mena. [2.558 #2117]
|
|
|
Proverbe 3 | Manjaka telo minitra hoatry ny varivarin-toaka. [2.415 #5555]
Manjaka telo minitra, ohatra ny varivarin-toaka. [2.653]
|
Traduction française | Régner pendant trois minutes comme celui qui est rendu joyeux par le rhum. [2.415 #5555]
|
Interprétation française | Se disait de l' ivresse, et des joies de peu de durée. [2.415 #5555]
|
|
|
Proverbe 4 | Tsy leon-toaka am-bavan’ olona hianao, fa ny am-bavanao no mankaleo anao. [2.653 #3361]
Tsy leon-toaka am-bavan' olona hianao, fa ny am-bavanao no mankaleony anao. [2.558 #4507]
|
|
|
Index |
|
|