Entrée |
mahamasaka
(masaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en anglais | To be sufficient for cooking; to cook until well done ; to be able to prepare a proposal properly [1.7]
|
Explications en français | être suffisant pour faire cuire ; faire bien cuire ; être capable de bien préparer un projet [1.8]
|
Exemples | Noho izany, dia mangata-tsodrano sy ranom-bavaka aminareo izahay, tompoko, fa ny ranonando mahamasaka ny vary, ary ny ranom-bavaka mahabe fanam-binana;
[2.346]
|
Morphologie |
Présent : |
mahamasaka |
Passé : |
nahamasaka |
Futur : |
hahamasaka |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|