Index |
|
|
|
Proverbes : hetra
|
|
|
Proverbe 1 | Mitondra roa hoatry ny vehivavy somorina : ny hetran-dray tsy apetraka, ny lova tamin-dreny tsy avela. [2.415 #1774]
Mitondra roa ohatra ny vehivavy somorina : ny hetran-drainy tsy apetraka, ny lova tamin-dreny tsy avela. [2.558]
Mitondra roa, ohatra ny vehivavy somorona : ny hetran-dray tsy apetraka, ny lova tamin-dreny tsy avela. [2.653]
|
Traduction française | Porter double bien comme une femme barbue : l' héritage paternel (la barbe) elle ne l' abandonne pas, et l' héritage maternel elle ne le laisse pas. [2.415 #1774]
|
Interprétation française | Se disait de ceux qui étaient de deux partis ou recevaient de deux côtés. [2.415 #1774]
|
|
|
Index |
|
|