|
|
|
|

Entrée1  apetraka
Radical  2  petraka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Omena toerana, atao eo amin' ny toerana iray: Apetraho eo akaikinao eo ity zanako itỳ ~ Napetrany teo an-joron-trano ny tehiny
5  Afindra amin' ny toerana iray: Napetraka tany Antomboka izy nony avy eo
6  tendrena
7  Atao amin' ny tany: Apetraho izy fa vizana ianao
8  Omena mba hotahirizina, ankinina: Vola telo alina no napetrany tamiko talohan' ny handehanany
9  Alana, esorina, aongana: Napetraky ny Governemanta ilay mpanao raharaham-panjakana niasa tao
10  (vady) Alefa, roahina, isaorana: Napetrany ny vadiny fa ratsy toetra [1.1]
Explications en anglais  11  used of that which is put down or placed in a certain position. [1.2]
12  to be set down, to be placed [1.7]
Explications en français  13  qu'on met, qu'on place, qu'on confie [1.8]
Exemples  14  Vola apetraka ahoana, ry Dada a? [2.470]
15  apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117]
16  Ravina apetraka
apetraho
ravina alefitra
alefero
[2.131]
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot apetraka

Mis à jour le 2023/01/20