Entrée |
lova
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vola na fananana navelan' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany: Nahazo lova be izy Toetra, aretina nafindran' ny ray aman-dreny na ny razana tamin' ny taranany: Hatsaram-panahy no hany lovany tamin' ny ray aman-dreniny. [1.1]
|
Explications en anglais | An inheritance [1.7]
|
Explications en français | Héritage [1.8]
|
Exemples |
1 | Ireny no lova sarobidy avy amin' ny razana.
[2.445]
|
2 | ny ray aman-dreny masi-mandidy amin'ny lova;
[2.508]
|
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
lovabe |
Proverbes |
Articles |
|