Entrée | 1 lovabe |
Mots élémentaires | 2 lova, be |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Harena tsy mba zarain' ny ray aman-dreny amin' ny mpandova mba samy hizaka ny anjarany tsirairay avy, fa apetrany amin' ny lahimatoa na ny vavimatoa [1.1] |
Exemples |
5 Vita ny trano vaovao nampanaovin' Idada ho solon' ilay trano lovabe nitoeranay hatramin' izay. [2.332#] 6 Fa ny ala no lovabe tsy voazara, fiveloman'ny kamboty sy ny zaza amim-behivavy sy izao oloko rehetra izao sady anaovantsika trano. [2.508#] |
Mis à jour le 2023/12/18 |