|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  lovana
Radical  2 lova
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Azo na raisina avy amin' ny ray aman-dreny: Vola kely fa tany betsaka kosa no nolovany tamin' ny ray aman-dreniny / Aretina nolovany tamin' ny reniny io [1.1]
Explications en anglais  9 to be inherited [1.7]
Explications en français  10 qu'on hérite; dont on hérite [1.8]

Entrée (2/2) 11  lovana
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13 Ireo hazo roa eo andany sy ankilan' ny vavahadim-bohitr' omby izay noloahana mifanandrify mba hidiran' ny tsivalany rehefa hidiana ny vala. (Ny olona antitra efa konka izay tsy afa-mitraka intsony rehefa mipetraka ka manjary avo noho ny lohany ny lohaliny roa dia natao hoe "midi-dovana" satria noharina amin' ny lovana ny lohaliny roa amin' izay) [1.1]

Anagrammes  lovana, 14 valona, 15 volana

Mis à jour le 2026/04/19