|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fandovana
Radical  2  lova
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fahazoana na fandraisana harena na fananana navelan' ny ray aman-dreny [1.1]
Explications en français  5  hérédité [1.13]
Exemples  6  Raha ny fandovana no jerena, dia azo lazaina ihany fa sady "momba ray" no "momba reny" ny Masikoro, satria ny olona iray na lahy na vavy dia afaka [2.606#]
Article  7  Randzavola: fandovana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)8  fandovana
Radical  9  lo
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  Fanaovana izay hahatonga lo [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20