Entrée | vehivavy | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Ny olombelona vavy natao hiteraka, izany hoe manana ny toe-batana mifanohitra amin' ny an' ny lehilahy: Tsy misy tsy natera-behivavy. [1.1] | |||
Explications en anglais | A woman [1.7] | |||
Explications en français | Femme [1.8] | |||
Mots composés |
| |||
Proverbes | Proverbes contenant le mot vehivavy | |||
Articles | Randzavola: vehivavy ao amin' ny Baiboly | |||
Mis à jour le 2023/06/18 |
![]() |