Index |
|
|
|
Proverbes : fantarina
|
|
|
Proverbe 1 | Eny, fa ny setroka sy ny tomany tsy mba saro-pantarina akory. [2.558 #1040, 2.653 #875]
Ny tomany sy ny setroka anie tsy mba saro-pantarina e ! [2.415]
|
Traduction française | Larmes sincères et larmes dues à la fumée, ne sont pas difficiles à distinguer ! [2.415]
|
Interprétation française | Se disait des hypocrites et des gens rusés ; et en général, des choses faciles à distinguer. [2.415 #5030]
|
|
|
Proverbe 2 | Setroka sy tomany tsy mba sarotra fantarina. [2.165 #2146, 2.415 #2776]
|
Traduction française | Fumée et larmes se voient facilement. [2.415 #2776]
La fumée et les larmes s' aperçoivent facilement. [2.165]
|
|
|
Proverbe 3 | Tsy hofitahin' olon-tiana, tsy holaingain' olo-mahatoky ; fa ny ataon' izany no saro-pantarina. [2.415 #4962, 2.653 #3355]
Tsy ho fitahin' olon-tiana, tsy ho laingan' olo-mahatoky, fa ny ataon' izany no saro-pantarina. [2.558]
|
Traduction française | Puissiez-vous n' être pas trompé par quelqu' un que vous aimez, ni devenir victime des paroles mensongères de quelqu'un en qui vous avez confiance ; car la conduite de ces personnes est difficile à discerner. [2.415 #4962]
|
|
|
Index |
|
|