|
|
|
|

Entrée1  tomany
Radical  2  tany
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany
5  Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) [1.1]
Explications en anglais  6  to weep, to lament [1.7]
Explications en français  7  pleurer [1.8]
8  pleurer [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  9  Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy. [2.470]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot tomany

Anagrammes  18  manoty, mañoty, tomany

Mis à jour le 2023/01/20