Index |
|
|
|
Proverbes : fandrotrarana
|
|
|
Proverbe 1 | Fandrotrarana an-tananaolo : mandimby rainy tsy satry. [2.653 #923]
Fandrotrarana an-tanàna haolo ka mandimby ray tsy satry. [1.1]
Fandrotrarana an-tanàna haolo : mandimby rainy tsy satry. [2.415]
|
Interprétation malgache | Enti-milaza ireo olona voatery hiteny ampahibemaso na hikabary satria tsy eo intsony ireo zokiolona tokony hanao izany. [1.1]
|
Traduction française | Chiendents dans un village abandonné : ils succèdent à leurs pères sans l' avoir désiré. [2.415]
|
Interprétation française | Se disait des mauvais héritages ; se disait aussi des enfants qui héritaient trop jeunes de leurs parents. [2.415 #3172]
|
|
|
Proverbe 2 | Mamarin-tena toy ny fandrotrarana an-kady. [2.558 #132]
Mamari-tena hoatry ny fandrotrarana an-kady. [2.415 #6232]
Mamari-tena, ohatra ny fandrotrarana an-kady. [2.653]
|
Traduction française | Se jeter soi-même dans le précipice, comme le chiendent qui est dans fossé. [2.415 #6232]
|
|
|
Index |
|
|