|
|
|
|

Entrée1  mandimby
Radical  2  dimby
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitana ny toerana ka manohy ny asan' ny teo aloha ary mamelomaso azy: Ny zanaka lahimatoa no mazàna mandimby an-drainy
Manolo, avy eo aoriana: Ny alina mandimby ny andro
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to succeed
6  [1.2] to substitute, to take the place of
7  [1.7] to replace
Explications en français  8  [1.8] remplacer, succéder à
Exemples  9  ovan'ny taranako hatramin'ny taranaka fara mandimby. [2.588#]
10  Koa dia hianareo roalahy no mandimby ahy arak' izany. [1.436#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot mandimby

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21