Entrée | 1 dimby |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy: Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto Solo: Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io |
Explications en anglais |
4 [1.2] succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka 5 [1.7] a successor, a replacement |
Explications en français |
6 [1.8] successeur, remplaçant 7 [1.196] Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement. |
Exemples |
8 dimby hajan' ny voninahitra io. [2.245] |
Vocabulaire |
9 Botanique |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot dimby |
Mis à jour le 2025/01/21 |