Entrée | 1 tanàna aolo |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en anglais |
3 [1.7] the ruins of a village or town |
Explications en français |
4 [1.3] ville ou village abandonné 5 [1.8] ruines d'un village 6 [1.5][tanàna haolo] village en ruine, abandonné |
Exemples |
7 [1.353] Ny tanàna aolo koa no isan' izay mahafinaritra azy 8 [2.857] Ary raha ota fady ny tany, dia izao kosa no fanaia fady ataon' ny olona sasany : Alaina ny omby fòtsy loha sy ny toaka roa tavoahangy ka entin' izy tompon-tany any an-tendrombohitra, na any amin' izay tanàna aolo |
Mots élémentaires | 9 tanàna, aolo |
Mis à jour le 2025/03/22 |
![]() |