|
|
|
|

Index

Proverbes : akalana

Proverbe 1Akala-mitomoetra aho : raha mihohoka, any ny velona; fa raha mitsilany, any ny maty. [2.653 #30]
Akala-mitomoetra aho, raha mihohoka an' ny velona, raha mitsilany an' ny maty. [2.558]
Akala-mitomoetra aho : raha mihohoka, ho an' ny velona ; fa raha mitsilany, an' ny maty. [2.415 #3426]
Traduction françaiseJe suis comme le bois qui sert de hachoir : si le côté qui sert de hachoir est tourné en bas, il est pour les vivants et leur sert d' escabeau ; mais si le côté du hachoir est tourné en haut, il sert pour les morts puisqu' il sert à hacher la viande. [2.415 #3426]
Interprétation françaiseSe disait des gens qui servent toujours de médiateurs dans les contestations et les procès. [2.415 #3426]

Proverbe 2Aza misolo voina ny akalana ka miteti-kena ambony fe. [2.558 #778, 2.653 #639]
Aza misolo voina ny akalana ka miteti-kena ambonin' ny fe. [2.165 #1094]
Mandidy hena ambony fe ka misolo vaika ny akalana. [2.558 #2067]
Misolo voina ny akalana ka mikapa hena ambony fe. [1.1]
Misolo voina ny akalana, ka mikapa hena ambony lohalika. [2.415]
Misolo voina ny akalana, ka mitetika ambony felatanana. [2.415]
Misolo voina ny akalana: mitetika ambony fela-tanana. [2.653 #1837]
Misolo voina ny akalana ve no miteti-kena ambony felatanana? [2.558]
Saro-po amin' akalana, ka miteti-kena ambony felantanana. [2.558]
Interprétation malgacheEnti-milaza ny olona manao mosalahy izay tsy manahy kely akory ny zavatra mety hahavoa azy. [1.1]
Traduction françaiseÉpargner le billot et découper la viande sur le genou ou sur la paume de la main. [2.415 #3856]
Ne prenez pas la place du hachoir en découpant la viande sur votre cuisse. [2.165]
Interprétation françaiseSe disait des gens qui s'exposent au malheur ou subissent un préjudice, en se portant caution pour d' autres ou en cherchant à les protéger. [2.415 #3856]

Proverbe 3Mifanaraka izany, fa ny antsy hantsika, ny akala montotra. [2.558 #2301, 2.653 #1754]

Proverbe 4Mihatra amin' ny akalana. [2.415 #2534]
Traduction françaiseRuiné jusqu' à l'escabeau. [2.415 #2534]
Interprétation françaiseRéduit à la plus grande pauvreté. [2.415 #2534]

Proverbe 5Raha lany ny hena dia mihatra amin' ny akalana. [2.558 #3595]
Raha lany ny hena, mihatra amy ny aka-lana. [2.653 #2669]
Raha lany ny hena, mihatra amin' ny akalana. [2.165 #782, 2.415 #2554]
Traduction françaiseQuand toute la viande est dépensée, on va jusqu' au billot où l' on coupe la viande. [2.415 #2554]
Interprétation françaiseOn vend tout, même le billot. [2.415 #2554]
Quand il n' y a plus de viande, c' est sur l' étal que tombe le couperet. [2.165]

Proverbe 6Saro-po amin’ akalana, ka miteti-koditra amin-tanana. [2.653 #2869]
Misolo voina ny akalana : mitetika ambony fela-tanana. [2.653 #2869]

Index