Entrée (1/2) | 1 akalana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazam-panaky ny Ntaolo, iva, fohy tongotra, natao fitoerana raha kely ary fikapana hena raha lehibebe; avy amin' itỳ karazany faharoa itỳ no niavian' ilay fomba fiteny manao hoe: Misolo vaika ny akalana ka mikapa hena ambony fe |
Explications en anglais |
4 [1.2] a chopping block |
Explications en français |
5 [1.3#13, 1.5] escabeau, tabouret, coussinet 6 [1.3#13] escabeau qui sert de damier pour le fanorona, hâchoir, la bûche sur laquelle on fend le bois |
Exemples |
7 Indry izy nisaingisaingy miala ny akalana nitombenany ka nikiraviravy teo an-tongo-pandriana. [2.470] 8 Nisy akalana iray koa natao hipetrahan' I Dada. [2.472] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot akalana |
Entrée (2/2) | 17 akalana |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en français |
19 [1.196] Serait le nom d'une Rubiaceae herbacée d'après Dandouau. [Tsimihety]
|
Vocabulaire |
20 Botanique |
Mis à jour le 2025/01/21 |