Entrée | 1 mitetika |
Radical | 2 tetika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandidy na manapatapa-javatra atao madinika: Mitetika hena Mieritreritra zavatra mialoha ary maka ara-keviny izay mety ho fandehany: Mitetika ny tombom-barotra mety ho azony ny mpivarotra Mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika: Nitetika ny hamono an' Andrianampoinimerina i Mavolahy zanany 5 [1.13] mandidy na manapatapaka madinika |
Explications en français |
6 [1.13] couper en petits morceaux |
Morphologie |
|
Analogues | 11 mikendry, mikasa |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mitetika |
Mis à jour le 2024/12/11 |