|
|
|
|

Entrée1  sahirana
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  22  [1.1] Be raharaha vonjena atsy sy arỳ: Sahirana aho anio ka tsy afaka handray olona / Sahirana be ihany ry zareo ato avaratra fa manana vahiny betsaka
Be ahiahy, manahy, sanganehana, valsa: Sahiran-tsaina aoka izany izy amin' ilay ady lova tsy mety vita
Sosotra, sorena: Sahirana ny anao fa tsy afa-panadinana
Tsy manam-bola, ao anatin' ny tsy fisiana, haporetana: Sahirana mafy Rakoto mianadahy avy hatramin' ny nahafatesan-drainy
Mahatsiaro fahasarotana: Sahirana erỳ izy rehefa mandeha noho ilay vay ao amin' ny feny
Explications en anglais  23  [1.7] bothered, worried, perplexed; poor, in difficulty
Explications en français  24  [1.3, 1.8] ennuyé
25  [1.3] affairé, embarrassé, occupé, préoccupé, qui a du souci, vexé
26  [1.8] perplexe; dans l'embarras; pauvre, qui manque d'argent
Exemples  27  [2.470] Tsy ho sahirana rahateo koa izy noho ny fahalehibeazan' ny ankizy
28  [1.3] sahirana be ihany aho, fa manam-bahiny (Je suis très embarrassé, très occupé, parce que j'ai un hôte à traiter)
29  [1.3] sahirana loatra aho amin’ ity ady ity (Je suis très embarrassé, très préoccupé à cause de ce procès)
30  [1.3] sahirana aho, satria tsy lafo ny ombiko (Je suis ennuyé, vexé de ce que mon bœuf n’a pas été vendu)
Analogues  31  miheninkenina, mipenimpenina, poritra, tery, poribola, be raharaha, miheninkenina, mihenikenika, jambena, maro herehina, maro sahanina, mipenimpenina, tominjana, sahirankirana, mahantra
Proverbes  32  Proverbes contenant le mot sahirana

Anagrammes  33  hanasira, hanisara, harasany, hasarany, hisarana, isarahan, nisaraha, sahirana, sarahina, sarihana

Mis à jour le 2025/08/22