Entrée fahasahiranana (sahirana)
Partie du discours nom
Définition anglaise a state of embarrassment, lack or perplexity [Hallanger 1973]
Définition française l'embarras [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 le tracas [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Morphologie 
fahasahiranana
fahasahiranako
fahasahirananao
fahasahiranany
fahasahiranantsika
fahasahirananay
fahasahirananareo
fahasahiranan'
fahasahiranan-
fahasahiranam-
fahasahirana-
-pahasahiranana
-pahasahiranako
-pahasahirananao
-pahasahiranany
-pahasahiranantsika
-pahasahirananay
-pahasahirananareo
-pahasahiranan'
-pahasahiranan-
-pahasahiranam-
-pahasahirana-
Exemples 
1Izay olona anankiray hisasaran'ny fanjakana, nefa ny fahasahiranany eto an-toerana aza ity fatratra. [Rajohanesa: Kintana]
2Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 76]

2013/12/17