Entrée tery
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy malalaka ka toy ny voageja ny zavatra ao anatiny: Tery ity kiraroko ity ka mahafadiranovana ahy
¶ Voageja azon' ny hakelezan' ny toerana misy ny tena, na akanjo anaovana: Tery ny valahako amin' ity akanjo ity
¶ Poritra: Terin' ny vahoho ny tanany
¶ Poritra, sahirana mafy: Samy tery amin' ny raharahany ny olona ~ Terin' ny volan' olona izy ka mamono tena miasa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise pressed; distressed; narrow [Hallanger 1973]
Définition française serré; étroit; exigu; en détresse [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée tery
Partie du discours nom
Définition malgache Fampanaovana ankeriny tsy araka ny sitrapo: Tery no nanekeko izany
¶ Fanapotserana na famihinana ny tohatr' omby hivoahan' ny ronono [Rajemisa 1985]

Entrée terỳ
Partie du discours adverbe au passé [liste complète]
Définition malgache Endriky ny mpamaritra erý fampiasa anin' ny lasa, entina hilazana toerana lavidavitra nefa mbola takatry ny maso tsara ary tondroina amin' ny tanana: Terý ambody hazo terý no nahitan' ny fokonolona ny fatiny [Rajemisa 1985]
Définition française passé de erý [Abinal 1888]

Entrée terỳ
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Noho izany antony izany, teo no ho eo tsy nampoizina: Maty terý ny anao lahy
¶ Teo no ho eo, indray mipy maso [Rajemisa 1985]
Définition française subitement, tout à coup, à l'instant même: Maty terỳ izy (Il est mort en un instant, d'un coup) [Abinal 1888]

Entrée tery
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] zozoro maina fanao trano [Rakotosaona 1972]

2017/04/03