|
|
|
|

Entrée1  terena
Radical  2 tery
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy.
5 Atosika sady poretina: Mihisakisaha fa terenareo aho.
6 Asaina manao tsy aralia ny sitrapo; vozonana; anaovana an-terisetra: Noterena mihitsy izy vao niaiky ny hadisoany.
7 (tohatr' omby) Potserina, fihinina mba hivoahan' ny ronono: Noteren' Isambilo ilay ombivavin-dry zareo atsy avaratra. [1.1]
Explications en français  8 forcé. [1.13]
Exemples  9  Ny fiheverako ny fanambadiana terena ataon'ny olona amiko koa no nahareraka ahy, ka nahatongavako tany Antsirabe; [2.324]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés  14  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  16 etrena, 17 terena

Mis à jour le 2025/11/09