|
|
|
|

Entrée1  fisahiranana
Radical  2 sahirana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanaovana asa mamizana, fisasarana; fanaovana asa manome fiahiana be loatra: Tsy sanatria vidin' ny sakafo narosonareo akory iny vola kely iny fa setrin' ny fisahirananareo. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12