Entrée | 1 sahiranina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 sahirana |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Omena raharaha, ahiahy: Aza fady fa sahiraniko ianao Sampontsamponana, sakantsakanana: Tsy sahiranin' inona na inona izy |
Explications en anglais |
9 [1.7] to be annoyed, to be troubled |
Explications en français |
10 [1.8] qu'on embête, qu'on dérange |
Anagrammes | 11 hanisarany, hanisirana, isahiranan, nihisarana, nisahirana, nisarahany, nisarihana, sahiranina |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |