|
|
|
|

Entrée1  jambena
Radical  2 jamba
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Mipendrampendrana noho ny hazavana mamono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra.
5 Azon' ny fahasahiranana mafy.. [1.1]
Explications en anglais  6 temporarily blinded or dazzled. [1.7]
Explications en français  7 ébloui; qui a les yeux troubles. [1.8]
8 aveuglé, avoir les yeux troubles. [1.5]
Exemples  9  Vaky ran' orona ilay anankiray, voa anaty masony anankiray koa ka jambena niampanampa. [2.472]
10  Ekena fa avy amiko ny fitarihana satria tena jambena aho nony tonga tao Noisy-le-Grand. [1.369#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Synonymes  20 jemby

Mis à jour le 2025/09/19