Entrée manahirana (sahirana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manome raharaha, ahiahy: Manahirana ahy itỳ toe-javatra itỳ
¶ Mahasanganehana, mahavaka, mampiroahana: Nanahirana azy ny fanontaniana nataoko taminy
¶ Mahasosotra, mahasorena: Manahirana ahy Rangahy iny ka lazao hoe tsy ato aho
Mitovy hevitra: anoin-tsarotra ~ baodibaodika ~ mafotaka ~ sarotra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to vex, to trouble; to annoy [Hallanger 1973]
Définition française vexer, ennuyer [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 embarrasser, préoccuper, donner du souci [Abinal 1888]
 troubler; gêner; occuper [Hallanger 1974]
Exemples 
1tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 159]
2Ny andro moa fahavaratra, izany hoe ilay fotoana efa manahirana isan-taona na tsy misy na inona na inona miseho aza: [Andraina: Mitaraina, page 37]
Morphologie 
manahirana
nanahirana
hanahirana
manahina

Entrée manahina (sahirana)
Partie du discours impératif du verbe actif manahirana [liste]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2017/09/08