Entrée (1/3) | 1 gaga |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Mihetsi-tsaina amam-panahy eo anoloan' ny zavatra tsy fahita andavanandro na tsy nampoizina, amin' ny lafiny tsara na ratsy: Gaga anao aho ~ Gaga ny nataonao aho na gaga amin' ny nataonao aho ~ Gaga aho raha sahy nanao izany Rakoto. [1.1] |
Explications en anglais |
4 amazed, astonished at. It governs an accusative case, as gaga anao aho, I am astonished at you. See ankona, kehaka, taitra, talanjona. [Jav. gaget, kayet, to startle.] [1.2] 5 astonished [1.7] |
Explications en français |
6 Etonné, stupéfait, en admiration, surpris: Gaga anao aho (Je vous admire) ~ Gaga ny nataonao aho (J'admire ce que vous avez fait) ~ Gaga aho raha sahynanao ratsy toy izany îzy (Je suis étonné qu'il ait osé se conduire aussi mal) [1.3] 7 étonné, ébahi [1.8] |
Exemples |
8 gaga aho raha tany Ambohimahagaga ary talanjona raha tery Andohatanjona [2.131] 9 Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. [2.470] 10 Hoy izy gaga nijery ahy tsara. [2.471] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Toponymes |
|
Entrée (2/3) | 19 gagà |
Partie du discours | 20 impératif de l'adjectif gaga |
Exemples |
21 Admirez, soyez étonné [1.3] |
Tableaux et planches |
22 Tous les adjectifs impératifs |
Entrée (3/3) | 23 gagà |
Partie du discours | 24 nom |
Explications en malgache |
25 goaika [Bara]
[1.78] |
Explications en anglais |
26 a provincial word for goaika [Mal. gagak.] [1.2] |
Vocabulaire |
27 Zoologie: oiseaux |
Phytonymes |
|
Anagrammes | 29 gaga, gagà, gaga, gagà |
Mis à jour le 2020/07/31 |