Entrée talanjona
Partie du discours adjectif
Définition malgache Gaga, vanana izaitsizy: Talanjona Ikoto nahita ity vy be misondrotra eny amin' ny habakabaka. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise amazed [Hallanger 1973]
Définition française stupéfait [Hallanger 1974]
Exemples 
1Sady talanjona Raleva no hontsa! [Ravalison: Atodiorokoroka]
2Moa tsy talanjona ianareo vahiny. [FOFAFIPE: Haivola, page 85]
3Gaga ny trondro, talanjona ny voay [Andraina: Sahabe, page 4]
Dérivations 
Citations 

2017/03/27