Entrée migaga (gaga)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mijery zavatra na olona, miaraka amin' ny fiaikena ny hatsarany na ny habeny na ny toetrany iray izay mihoatra ny fahita an-davanandro: Migaga ny habetsahan' ny kintana ny sain' ny olombelona
Mitovy hevitra: miaiky ~ midagaga ~ midonàka ~ mihorika ~ mikoy ~ mitampim-bava ~ mitanaka ~ mitokaka ~ mitolagaga ~ mivanaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to wonder at, to be astonished. [Richardson 1885]
Définition française Admirer, être étonné [Abinal 1888]
Morphologie 
migaga
nigaga
higaga
migagà

Entrée migagà (gaga)
Partie du discours impératif du verbe actif migaga [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/10/02