Entrée zendana
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Gaga tsy mahateny fa kehana foana amin' ny fahitana zavatra iray tsy nampoizina eo amin' ny toetrany; talanjona; mitampimbava: Zendana aho nahita ilay vy be an-taonina maro misosa miakatra eny amin' ny habakabaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   astonished [Hallanger 1973]
Définition française   ébahi; étonné [Hallanger 1974]
Exemples   Ka taitra ny trondro, zendana ny voay. [Andraina: Sahabe]
Dérivations  

Mis à jour le 2012/02/01