| Entrée | 1 variana |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Very hevitra: Very ny firavako sarobidy ka variana aho.
4 Lasa eritreritra: Variana aho mijery ireto tanora betsaka, tsy maintsy hitadiavana asa rahampitso. 5 Mifantoka amin' ny zavatra tokana ny saina ka manadino izay tokony hatao, sondriana, revo: Varian-dalao izy ka tsy nahatsiaro sakafo akory. [1.1] |
| Exemples |
6 variana Randrianaivo mahita ireto olona marobe mbola tsy misy fantany, fa vao vahiny vao tonga avokoa.
[2.324]
|
| Dérivés |
|
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 13 avarina, 14 iravana, 15 variana |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|