Entrée etsy
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin' ny atsy raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho etsy an-joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an' efitra avaratra ny saronankarona)
Momba ny fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explications en anglais Here close by (in sight) [1.7]
Explications en français Là, près, non loin, mais en un lieu déterminé [1.3]
 Ici bien près, visible [1.8]
Exemples 
1Hofarafaraintsika etsy aoriana io. [2.296]
2Zafikelin-dRaberesaka etsy Imaharidaza ve? [2.639]
3Fa izay tsy hiaraka amiko, dia mitanilà etsy! [2.508]
Morphologie 
Présent : etsy
Passé : tetsy
Futur : ho etsy
Dérivés 
Synonymes etsiakatra ~ etsiana ~ etsikatra ~ etsikitra
Mots composés 
Autres orthographes 
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/21