Entrée atỳ
Partie du discours adverbe [liste]
Définition malgache Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise here, not in sight [Hallanger 1973]
Définition française ici, pas visible [Hallanger 1974]
Analogie  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entrée aty
Partie du discours nom
Définition malgache Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the insides of anything; a room [Hallanger 1973]
Définition française  [Tankarana] intérieur [David 1952 (takila B)]
 intérieur, ce qui est au dedans [Abinal 1888]
 l'intérieur, le dedans [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
Mots composés, titres, noms 

Entrée aty
Partie du discours nom
Définition malgache Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the liver [Hallanger 1973]
Définition française  [Tankarana] foie; poumon [David 1952 (takila B)]
 foie [Abinal 1888]
 le foie [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Analogie  atin-kena

Entrée aty
Partie du discours nom
Définition française  [Merina] La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir ci-dessus atin-kazo. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulaire 

Entrée aty
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina [Rakotosaona 1972]

2017/12/07