Entrée tatỳ (atỳ)
Partie du discours passé de l'adjectif
Définition malgache Endriky ny mpamaritra "Atỳ" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana malalaka iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Be ala tatỳ Madagasikara taloha [Rajemisa 1985]
Exemples 
1Kanjo dia ny famelana azy ireny tanteraka no nandraisan' ny vavy ny teniny taty aoriana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 99]
2Izao aza angaha tonga taty aho, raha tsy notantanan' I zanako lahy ity! [Andraina: Mitaraina, page 117]
Citations 

2013/04/09