|
|
|
|

Entrée (1/3)1  erỳ
Partie du discours  2  adverbe
Explications en malgache  3  Milaza toerana lavidavitra taza-maso tsara ka tondroina, mifamaly amin' ny arỳ raha tsy taza-maso fa takona: Erỳ ambonin' ny tendrombohitra no misy ny tranonay. (Arỳ ambadiky ny tendrombohitra arỳ no misy ny tanànan-dry Naivo)
4  Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explications en anglais  5  there quite far away (in sight) [1.7]
Explications en français  6  là-bas assez loin, visible [1.8]
Exemples  7  ery no fanasanay lamba. [2.470]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Noms :
Analogues  12  etỳ, eto, eo, etsy, eny, eroa, erỳ, atỳ, ato, ao, atsy, any, aroa, arỳ
Mots composés 
Tableaux et planches  16  Tous les adverbes

Entrée (2/3)17  ery
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  Ilazana fanaovana izay hahatakona, fisitrihana tsy ho hita [1.1]
Explications en français  20  l'état de ce qui est caché, dérobé à la vue [1.3#129]
Dérivés 
21  Verbes actifs :
22  Verbes passifs :
23  Verbes relatifs :
24  Noms :

Entrée (3/3)25  erỳ
Partie du discours  26  adjectif
Explications en malgache  27  Entina manamafy izay lazaina; tokoa: Mahafinaritra erỳ izany mitsotsotra etỳ ambony ahi-maitso [1.1]

Anagrammes  28  ery, erỳ, rey, ery, erỳ, rey

Mis à jour le 2023/12/20