Entrée eo
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Milaza toerana akaiky taza-maso ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho eo ambony latabatra ny bokinao. (Apetraho ao an' efitra avaratra ny bokinao)
Matetika no azo averina indroa, aloha sy aorian' ny anarana tondroiny, ny eo: Mipetraha eo ambony seza eo, ary raha milaza ny lasa ny fehezan-teny dia tovonana t izy: Niresaka teo izahay anikeheo [1.1]
Explications en anglais Here (in sight) [1.7]
Explications en français Ici (visible) [1.8]
Morphologie 
Présent : eo
Passé : teo
Futur : ho eo
Dérivés 
Mots composés 
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Mis à jour le 2023/08/01