Entrée (1/4) | 1 adina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny 4 Avina, antsafa, ontany, tanitany 5 Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy [1.1] |
Explications en anglais |
6 examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2] 7 a question, an examination [1.7] |
Explications en français |
8 question, examen [1.3, 1.8, 1.5] 9 information [1.5] |
Exemples |
10 eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena. [2.314] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 17 faka, fakafaka, fotopototra, savasava, hadihady, taratara, sikotra, karoka, karokaroka. |
Mots composés |
|
Entrée (2/4) | 19 adiña |
Partie du discours | 20 adverbe |
Explications en malgache |
21 foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [Betsileo]
[1.78] |
Tableaux et planches |
22 Tous les adverbes |
Entrée (3/4) | 23 Adina |
Partie du discours | 24 nom propre (biblique) |
Explications en anglais |
25 Adina [2.996] |
Explications en français |
26 Adîn [2.996] |
Exemples |
27 ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; [2.996] |
Vocabulaire |
28 Ecritures Saintes |
Citations bibliques | 29 Chapitres et versets citant Adina |
Tableaux et planches |
30 Liste complète |
Article |
31 Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly |
Entrée (4/4) | 32 Adina |
Partie du discours | 33 nom |
Vocabulaire |
34 Botanique: genre scientific |
Noms locaux de plantes |
|
Anagrammes | 36 adina, adiña, andia, daina, DIANA, diana, adina, adiña, andia, daina, DIANA, diana |
Mis à jour le 2024/09/15 |