| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 11.42 | Adina the son of Shiza> the Reubenite>, a captain of the Reubenites>, and thirty with him, | sy Adina, zanak' i Siza Robenita, mpifehy ny Robenita, ary ny namany telo-polo lahy koa, | Adìna, zanak' i Sirà Robenita, lehiben' ny Robenita, ary telo-polo lahy niaraka taminy; | Adina fils de Shiza> le Rubénite>, chef des Rubénites> et responsable des Trente>, | 
| 
 | 
|  | Book of Ezra | Ezra | Esdrasa | Livre d'Esdras | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Ezr / Esd 2.15 | The children of Adin>, four hundred fifty and four. | ny taranak' i Adina dia efatra amby dimam-polo amby efa-jato; | efatra amby dimampolo sy efa-jato ny taranak' i Adìna; | les fils de Adîn> : 454; | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Ezr / Esd 8.6 | Of the sons also of Adin; Ebed> the son of Jonathan>, and with him fifty males. | Ebeda, zanak' i Jonatana, avy tamin' ny taranak' i Adina, mbamin' ny namany dimam-polo lahy; | tamin' ny taranak' i Adàna, Hebeda zanak' i Jonatàna, mbamin' ireo dimampolo lahy izay niaraka taminy; | des fils de Adîn : Ebed>, fils de Yonatân>, et avec lui 50 mâles; | 
| 
 | 
|  | Book of Nehemiah | Nehemia | Nehemia | Livre de Néhémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 7.20 | The children of Adin>, six hundred fifty and five. | ny taranak' i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; | dimy amby dimampolo sy enin-jato ny taranak' i Adìna; | les fils de Adîn> : 655; | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 10.17 | Ater>, Hizkijah>, Azzur>, | Adonia, Bigvay, Adina, | Adoniasa, Begoaì, Adìna, | Adoniyya>, Bigvaï>, Adîn, |