|
|
|
|

Entrée1  adinadina
Radical  2 adina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 famotopotorana, famakafakana ny zavamisy na tranga niseho hahalalana ny marina: aza be adinadina loatra fa tsy raharahanao ny amin' izany!. [1.62]
Explications en anglais  5 adina. [1.2]
Explications en français  6 [duplicatif fréquentatif]. [1.3]
Exemples  7  Tsy mety mandry tsinona ny eritreritro, hoy ilay ondrindrano tia adinadina. [1.251]
8  I Doda no namarana ny vera, ka tonga dia nogohiny tsy nisy adinadina ny ambiny. [2.4#114]

Anagrammes  9 adinadina, 10 andidiana, 11 daindaina, 12 diandiana

Mis à jour le 2025/09/12