| Entrée | 1 adinina |
| Radical | 2 adina |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Anontaniana, antsafaina: Nadiniko azy ny anarany fa tsy namaly izy.
5 Fotorana lalina na mafy, alaina am-bavany; donina, pohina, haro-fana, faninina: Nadinina ilay voampanga ny amin' ny nandaniany ny androny, nefa nihenahenavelona. 6 Tsapaina fahaizana, zahana fahaizana: Nadinina marika aho aninaraina ka tsy nahay. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to be enquired about, to be investigated; to be examined, as in a public examination of a school, etc..
[1.2] 8 to be examined, to be questioned. [1.7] |
| Explications en français |
9 passer un examen; qu'on interroge.
[1.8] |
| Exemples |
10 Io zazavavy io dia tonganay eto, hoy ny teniny farany, ka azon'ny fanjakana adinina.
[2.324#]
11 Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay: roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa. [2.472#] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 16 adinina, 17 andiany, 18 anidina, an-idina, 19 idinana, 20 indiana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|