Entrée manadina (adina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manontany, manavina, manantsafa: Avy manadina ny fahasalaman' ny ankizy, tompoko
¶ Mamototra, misokitra, mandona, maka am-bavany, manao famotorana, manabohy, manafanina: Adiny telo no nanadina azy ny kaomisera
¶ Mitsara fahaizana, mampanala fanadinana: Mpampianatra iza no nanadina anareo? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to investigate, to enquire into, to ask about, to search into; to conduct an examination. [Richardson 1885]
 to question; to give an examination [Hallanger 1973]
Définition française Questionner, demander, examiner: Manadina ilay voampanga ny mpitsara (Le juge questionne l'accusé) ~ Manadina anao aho amy ny latabatra nampanaoviko anao (Je viens vous demander si la table que je vous ai commandée est finie) ~ Manadina ny mpianatra izy (Il examine les élèves) [Abinal 1888]
 interroger, faire passer un examen [Hallanger 1974]
Morphologie 
manadina
nanadina
hanadina
manana
Exemples 
1Ka tandremo fa mety manadina izy. [Rakotozafy: Ratsimba, page 118]
2Ingahy Fara ihany no manadina ny tenany sady mamaly. [Rajaonarivelo: Bina, page 29]

Entrée manadìna (adina)
Partie du discours impératif du verbe actif manadina [liste]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]
Définition française questionnez, demandez, examinez, interrogez [3.1]

Entrée mañadina (hadina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Bezanozano] miarahaba [Rakotosaona 1972]

2018/09/25