|
|
|
|

Entrée (1/2)1  adiny
Radical  2 ady
Partie du discours  3  nom ady et pronom
Explications en malgache  4 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka:
5 Efa adiny roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina:
6 Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1]
Explications en français  7 ady [Tankarana] [1.19]
8 heure [1.5]
Exemples  9  adiny firy? (Combien d'heures?) [1.5]
10  adiny roa (Deux heures) [1.5]
11  adiny roa latsaka kely (Presque deux heures) [1.5]
12  adiny roa mahery kely (deux heures et quelque) [1.5]
13  adiny roa marina (deux heures pile) [1.5]
14  adiny roa katroka (deux heures pile) [1.5]
15  adiny roa ngarangidina (deux heures d'affilée) [1.5]
16  adiny roa misesy (deux heures d'affilée) [1.5]
17  adiny roa tsy miato (deux heures d'affilée) [1.5]
18  Antsasak' adiny (Une demi-heure) [1.5]
19  Fahefatr' adiny (Quinze minutes) [1.5]
Vocabulaire  20  Temps
Synonymes  21 adim-pamantaranandro, ora

Entrée (2/2)22  adiny
Partie du discours  23  nom ady et pronom
Explications en malgache  24 Ny mafy, ny sarotra, ny manahirana amin' ny raharaha iray: Ny manoro toa mora, fa ny manao no adiny. Mora ny miteny fa ny manao no adiny [1.1]
Explications en français  25 Le point capital, la difficulté d'une chose, son noeud [1.3]

Anagrammes  adiny, 26 diany, 27 idina, 28 inday, 29 India

Mis à jour le 2025/11/20