Entrée (1/3) | 1 lany |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ny rirany amin' ny an-kilany sy ny an-daniny, ny lafiny: Maroni-dany roa io, lelan' antsy io Ny tendrony, ny tendrony farany: Mbola tsy miseho ihany ny lanin' ny tafika ~ Tsy hita lany ny ranomasina Ilany: Ery an-dany andrefan' Ampamarinana no misy anay. |
Explications en français |
4 [1.3] le bout, l'extrémité d'une chose, un côté ou une partie par rapport à l'autre: Marani-dany roa io lela antsy io (Cette lame de couteau coupe des deux côtés, a deux tranchants) ~ Apetraho eo an-dany atsimon' ny farafara ireo kiraro ireo (Mettez ces souliers du côté sud du lit) Eo an-dany atsinanana ny kianja ny tranoko (Ma maison est du côté est de la place) |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot lany |
Entrée (2/3) | 11 lany |
Partie du discours | 12 verbe passif |
Explications en malgache |
13 [1.1] Tapitra, tsy misy intsony: Lany ny vary ao antsompitra Very foana: Lany niandry anao teto ny androko Simba, levona, hanin-javatra: Lanin' ny fositra itỳ voavahy Ampiasaina: Ohatrinona ny vola laninao nanaovana itỳ trano itỳ Tsy misy mijanona noho ny niasana taminy: Mahagaga raha lany sahady ilay pensilihazo novidiko ho anao Baboina: Lanin' ny fanjakana ny hareny Ekena, ankatoavina, azoazo, voafidy: Tsy lanin' ny be sy ny maro ny hevitrao / Lany ho solombavambahoaka Ramasaka Raisina: Lany ho miaramila ny rahalahiko Ekena, raisina: Tsy lany intsony ny vola toy itony Atao mahita faisana, hanina: Raha misy tsy manaraka izany lalàna izany dia lanintsika Tapaka: Lanin' ny mpitsara fa hohelohina folo taona izy |
Explications en anglais |
14 [1.2] consumed, devoured, spent, all gone; agreed upon |
Explications en français |
15 [1.3] dont il ne reste rien, épuisé, perdu, usé, mangé, consumé, confisqué, dépensé, employé accepté, approuvé, qui plait, qui passe réprouvé, rejeté, condamné |
Exemples |
16 " Dia nosotroiny, hono, ny ron' akoho, ka lany. [2.293] 17 ny saran-dalana sy ny fotoana lany iaraha-mahalala rahateo. [2.470] 18 Nony tonga ny ririna, lany ny mangahazo sy latsakay. [2.472] 19 Haren-danim-bazo (Biens dépensés dans le libertinage) [2.415] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 28 tapitra, ritra, majifa, mafafa, borona, levona, foana, goana, fongana, ringana, mangaka, jabolevona, makiky, ringitra, foan-tanana, madiodio, mangadihady, tsy misy miangana, tsy misy horaotina |
Mots composés |
|
Proverbes | 67 Proverbes contenant le mot lany |
Entrée (3/3) | 68 lany |
Partie du discours | 69 nom |
Explications en malgache |
70 [1.1] Fofon' ny hazandrano: Maimbo lanin-trondro Ny kiran' ny hazandrano izay manarona ny tenany ilay zavatra maditidity amin' ny hoditry ny amalona |
Explications en anglais |
71 [1.7] a bad smell |
Explications en français |
72 [1.3] l'odeur du poisson, des caïmans, des canards; les écailles des poissons, la matière visqueuse qui se trouve sur la peau des anguilles 73 [1.8] mauvaise odeur |
Dérivés |
|
Anagrammes | 75 ilan, lani, lany, lina, nila |
Mis à jour le 2023/06/14 |