|
|
|
|

Entrée1  lany mbamin' ny tanin-ketsa
Mots élémentaires  2 lany, 3 mbamy, 4 tany, 5 ketsa
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 fahataperan' ny fananana hatramin' ny kely indrindra (fiteny matetika amin' ny olona mandanilany foana ny hareny amin' ny loka na zavatra mitovitovy amin' izany). [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12