|
|
|
|

Entrée1  hanin-jarai-mora lany
Mots élémentaires  2  hanina, 3  zaraina, 4  mora, 5  lany
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7  enti-milaza fa na dia maro toy inona aza ny sakafo, rehefa omena ny anjarany avy ny asaina, lany vetivety; matetika dia ampiarahina amin' ny hoe "entan-jarai-mora zaka" [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12