Entrée zaraina (zara)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Tantanana: Samia moka toerana fa hozaraina ny hena
¶ Omena ny tompony tsirairay: Andraso fa efa hozaraina ny kahienareo
¶ Atoko: Zarao fito ireto mpianatra ireto
¶ Didiana: Zarao efatra ity paoma ity [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be distributed, to be divided [Hallanger 1973]
Définition française qu'on partage, qu'on divise [Hallanger 1974]
Définition française dividende. [Vocabulaire: Mathématiques: arithmétique] [SLP 1986]
Morphologie 
zaraina
zaraiko
zarainao
zarainy
zaraintsika
zarainay
zarainareo
zarain'
zarain-
zaraim-
zarai-
nozaraina
nozaraiko
nozarainao
nozarainy
nozaraintsika
nozarainay
nozarainareo
nozarain'
nozarain-
nozaraim-
nozarai-
hozaraina
hozaraiko
hozarainao
hozarainy
hozaraintsika
hozarainay
hozarainareo
hozarain'
hozarain-
hozaraim-
hozarai-
zarao
Citations 

2010/05/14